
MIVANTANA WEBCAST – 06|10|22 – 09:00 (GMT+1) – Alahadin’ny mission universelle [Fribourg, CH]
Par : tomavana
Tags:antokom-pihira, dihy, Espace 2, hira, jehovah, madagascar, madagasikara, malagasy, malgache, rsr, vako-drazana, valiha, valihan'i jehovah
Catégorie: fanohanana, fivavahana, Valihan’i Jehovah
Hampitain’ny radio Soisa Espace 2 mivantana webcast, manomboka amin’ny 9 ora [GMT+1], ny 22 Oktobra 2006, ny fotoam-pivavahan’ny Alahadin’ny mission universelle [lamesa Missio-opm + hira katolika Malagasy] izay tanterahina ao amin’ny fiangonan’ny Communauté des Soeurs de St-Paul à Fribourg [CH], sady andraisan’ny antokom-pihira Valihan’i Jehovah anjara.
Tsahivina fa ny asa fitoriana any amin’ny Diosezin’Ihosy, any Madagasikara no nofidian’ny fiangonana katolika manerana an’i Soisa hotohanana ho ohatra handravahana ny Lamesa amin’ity taona ity.

[...] Endrika Malagasy miramirana malagasy [...]