
06|10|26 – Hira sy dihy Malagasy [Luzern, CH]
Par : tomavana
Tags:antokom-pihira, dihy, hira, jehovah, madagascar, madagasikara, malagasy, malgache, vako-drazana, valiha, valihan'i jehovah
Catégorie: ala-voly, fampisehoana, Valihan’i Jehovah
Mitohy hatrany ny fitetezan’ny Valihan’i Jehovah an’i Soisa [CH]. Rehefa avy tany Lugano sy Aubonne ary Zürich izy ireo dia hitodi-doha indray any Luzern hanao rindran-kira sy dihy malagasy, ny Alakamisy 26 Oktobra 2006, manomboka amin’ny 6 ora hariva.
