06|10|14+15 – Andron’i Madagasikara hoan’i Masoala [Zürich, CH]



Amin’ny Zoma 13 Oktobra ka hatramin’ny Alahady 15 Oktobra no hankalazaina ny andron’i Madagasikara [Madagaskar tage] izay atokan’ny Zoo-n’i Zürich hanohanana ny Valan-javaboaharin’i Masoala.

Misy hetsika maro any an-toerana ary singanina amin’izany ireo fampisehoana vakoka Malagasy hataon’ny Valihan’i Jehovah, ny tontolon’ny andro Asabotsy 14 sy Alahady 15 Oktobra 2006.

3 Responses to “06|10|14+15 – Andron’i Madagasikara hoan’i Masoala [Zürich, CH]”

  1. [...] 06|12|07 – Dihim-paritra Malagasy [Genève, CH] « malagasy [...]

  2. [...] [Andron’i Madagasikara 06 >>] Publié par tomavana rempli dans Valihan’i Jehovah, ala-voly, fampisehoana, fanohanana Tagged: , antokom-pihira, dihim-paritra, dihy, hira, jehovah, madagascar, madagasikara, madagaskar-tage, malagasy, malgache, masoala, vako-drazana, valan-javaboahary, valiha, valihan’i jehovah, zoo zurich [...]

  3. [...] 2006 : Andron’i Madagasikara hoan’i Masoala >>] [Madagaskar-Tage 2007 : Andron’i Madagasikara 07 any amin’ny Zoo-n’i Zurich >>] [...]


Leave a Reply