
06|10|08 – DM-EPER hoan’i Madagasikara [Lausanne, CH]
Ny tanindrazantsika no nofidin’ny DM-échange et mission sy ny EPER [oeuvre d'entraide des Eglises protestantes suisses] ho tanjon’ny tetik’asany mandritra ny taona 2006. Hisy fotoam-pivavahana izay andraisan’ny solontena vitsivitsy avy any Madagasikara [talen-tsekolin' Analavory] sy ny antokom-pihira Malagasy Sampana Tanora Lausanne anjara, ny Alahady 8 Oktobra 2006, amin’ny 10 ora ao amin’ny fiangonana protestanta Renens, Lausanne.

[…] Tantelim-pihavanana hoan’i Madagasikara [CH][…]