06|09|26 – Dihim-paritra sy hira Malagasy [Lugano, CH]

Aorian’ny fitsaharan’ny fialan-tsasatra, ny antoko Valihan’i Jehovah dia hanao andiam-pampisehoana vakoka Malagasy izay hitety tanana maro eran’ny Soisa [CH]. Izany dia hanomboka ny Talata 26 Septambra 2006, amin’ny 6 ora hariva, any Lugano.

One Response to “06|09|26 – Dihim-paritra sy hira Malagasy [Lugano, CH]”

  1. Hi, tsy misy firy hambara fa mba te hirary tongasoa fotsiny ihany e !

    Ingahy Mose WordPress


Leave a Reply